avatar
Your name :

or login

Add Song
New comments

Niu Raza - Sipan’Antananarivo

 
0
Copied!

{Intro}
Sipan' Antananarivo
Mandravarava, ohatran'ny jiolahy mandrobaroba
Sokafy ny sofina roa
Fa sao tsy maharaka fa avy indray Niu Raza
Hain’lah vao miainga ny intsru
Toy ny ravitoto sy henakisoa tonga dia mandona
Sipa milamina ny aty
Ny hirako am radio ihany no henon’ lah miodina

{Chorus}
Sipan' Antananarivo
Mandravarava, ohatran'ny jiolahy mandrobaroba
Sokafy ny sofina roa
Fa sao tsy maharaka fa avy indray Niu Raza
Hain’lah vao miainga ny intsru
Toy ny ravitoto sy henakisoa tonga dia mandona
Sipa milamina ny aty
Ny hirako am radio ihany no henon’lah miodina

{Verse 1 }
Iza moa Ikalaniu
Tsy iza fa zanak’i Gasikara
Kiala fohy fa be mokon doha
Amparibe mahalala ah tsara
Zanak’iny Mahamasina iny
Tsy mba foiko tsenan’ alakamisy
Merina fa tsy izay fotsiny
Tsy mifidy foko zah Malagaasy

Nialehibe teny am quartier
67 tokotaninay
Atsimo sy avaratra e
Tsisy tsy nilalaovanay

Rehefa eny an-dalambe
Mitodika be sy ny maro
Be ireo faosika eny an-tsena
Te ho otranah f’aza afangaro

Kialakely lava tongotra
Lasa hatrany Etats Unis
Zah koa Betsileo maranin-tsaina
Tsy nanambady fa boursiere

Na ireo sipako taloha
Manenina mihaino androany
Ary tafakay kialaNiu
Takizay tsy nariako tamizany

Be ireo naniry ahy ho lavo nefa izaho dia mbola eto
Tsy haiko aloha nareo fa za ndray tsy manaiky lavo
Na dia tsy moramora aza ny mifoha hiasa isan’andro
Ny razana efa niady ka tsy maintsy mijoro

{Chorus}
Sipan’ Antananarivo
Mandravarava, ohatry ny jiolahy mandrobaroba
Sokafy ny sofina roa
Fa sao tsy maharaka fa avy indray Niu Raza

Hain’lah vao miaingy ny intsru
Toy ny ravitoto sy henakisoa tonga dia mandona
Sipa milamina ny aty
Ny hirako am radio ihany no henon lah miodina

{Hook}
Io ooh
Io ooh
Io ooh

Zanak’iAntaninarivo ooh

{Verse 2}
Aleo tairina ny vakondrazana
Fomban-drazanantsika dia sarobidy
Tady ho faty tsy maintsy harovana
Mba ho lovainireo fara amandiby

Andana teneno ny manodidiny
Namoka hira indray IkalaNiu
Andana henaro ny tononkira
Dia hirao mafymafy ihany koa

{Chorus}
Sipan’ Antananarivo
Mandravarava, otriny jiolahy mandrobaroba
Sokafy ny sofina roa
Fa toa miala any indray Niu Raza

Kombon lah ny intsru
Toy ny ravitoto sy henakisoa tonga dia mandona
Sipa milamina ny aty
Ny hirako am radio ihany no henon lah miodina

SoundCloud:

edit soundcloud

YouTube:


More Niu Raza lyrics

Niu Raza

Niu Raza

Song Description

Biography

New Lyrics

Eugenio Bennato - Questione Meridionale | Testi
{Strofa 1} Noi che ci hanno detto che le note sono sette Noi che ci hanno
Doctor - Mars Argo | Letras de canciones
{Letra de "Mars Argo - Doctor (Traducción al Español)"} {Verso
Transaultoco - Stratus em 4 de julho | Тexto
{Letra de "Stratus em 4 de julho"} {Verso} A Grécia
Straight '03 - HipHop Classics Mix | Lyrics
{verse 1 - x gon' give it to ya} X gon' give it to ya (what?) Fuck
​glaive - ​im nothing thats all i am | Lyrics
{intro: timothée chalamet} —ing, huh? I'm not bringing home prizes
Pretty Patterns, Riemann, Shannon - Breeze | Lyrics
{Intro/Verse} Can’t blame it on the breeze this time Won’t tell you what I want
FORTUNA 812 & ШИПЫ - Бродилки онлайн | Текст песни
{fortuna 812} 2-0-1-6 Я выгляжу ребенком, но с разбитой бошкой Но цифры
GaVoZzz - A24 | Letras de canciones
Gracias a ti mi mirada se ha gastado La luz que tenía te llevaste y no he sanado Me
Current Joys - Rust [Unreleased] | Lyrics
Call me up and let me know When you're alright Cause i’m starting to worry